Tsenao @ fihaviany ny Tompo Izay mitondra fanafahana
Alahady 26 novambra 2023, andinihina farany ny lohahevitra hoe « Tsenao @ fihaviany ny Tompo », ary koa hitondrana am-bavaka eo anivon’ny FJKM ny Komitim-pirenena Miady @ SIDA sy ny Valan’aretina (KPMSV).
Ny Katekista Délégué Randrianiana Roland avy amin’ny FJKM Antenimbe (fiangonana miara-mandroso) no nitondra ny hafatr’Andriamanitra, araka ny Isaia 40 : 9-11 :
« Ny vaovao mahafaly
9Ry Ziona, izay mitondra teny soa mahafaly ô,miakara any an-tendrombohitra avo;ry Jerosalema, izay mitondra teny soa mahafaly ô,asandrato mafy ny feonao, asandrato fa aza matahotra;lazao amin’ny tanànan’ny Joda hoe:Indro Andriamanitrareo!10Indro NY TOMPO Andriamanitraho avy amin’ny herinyka ny sandriny ihany no hanapaka;indro, ny valim-pitia hatolony dia eny Aminyary ny valin’asa homeny dia eo anoloany.11Hitondra ny ondriny tahaka ny mpiandry ondry Izy,ny sandriny no hanangonany ny zanak’ondryka hotrotroiny eo an-tratrany ireny,ary hotarihiny miadana ny ondrivavy mampinono. «
Andeha hiombona @izany fanompoam-pivavahana izany :