Tsy antsoina intsony hoe « mariazy miara-mizotra »
Araka ny fandaminan’ny Foibe FJKM vaovao dia tsy ho ampiasaina intsony ny fiantsona hoe « mariazy miara mizotra » fa antsoina kosa hoe « fanamasinana fanambadiana efa niorina« .
Natokana indrindra izany fanamasinana izany ho an’ireo mpivady efa vita soratra taloha, na efa niteraka… ka mahatsapa fa tonga ny fotoana hanamasinana ny fanambadiany.