Tsy maintsy mitory ny teny soa mahafaly ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra any amin’ny tanàna hafa koa Aho
Alahady 11 septambra 2022, mbola andinihina ny lohahevitra amin’ity volana ity manao hoe « Mikeleza aina @ asa fitoriana », hitondrana ny Sampan’asa Fitoriana ny filazantsara.
Ny mpitandrina Ramangarivo Zoly no nitondra ny hafatry ny Tompo avy ao amin’ny Lioka 4 : 43 : » Nefa hoy Izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa mahafaly ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra any amin’ny tanàna hafa koa Aho, satria izany no nanirahana Ahy. «
Andeha hiombona amin’izany fanompoam-pivavahana izany :